- Alatsinainy 30 Jolay 2012
Actualités.Fiaramanidina avy any Bangkok Nody maina ireo mpitandro filaminana nanao savahao
Araka ny feo nandeha dia tokony hiverina an-tanindrazana tamin’ny alalana zotram-piaramanidina avy any Bangkok ny sabotsy alina teo Rtoa Lalao Ravalomanana sy ny vinantovaviny taorian’ny nandroahana azy ireo tamin-kerisetra ny zoma tolakandro teto amintsika.
Hamaky ny tohiny