• Alarobia 08 Aogositra 2012
Actualités.Lisitra fiandry ENAM Mbola miandry !

Araka ny fanazavan-dRajaonarivelo Théogène, Tale jeneralin’ny ENAM, dia mbola miandry ny fanapahan-kevitry ny fitondrana ny momba ireo 56 mianadahy tamin’ny lisitra fiandry, tokony hiditra hianatra eny amin’ity ivotoeram-panofanana mpiasam-panjakana ambony ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2012
Actualités.Sahirana noho ny krizy Betsaka no mivaro-pananana

Tsy mitsaha-mitombo tato ho ato, araka ny fanadihadiana natao tamina mpivarotra entana tonta iray etsy Isotry, ny isan’ireo olona tonga manatitra na mivarotra izany ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2012
Actualités.Antenimieran’ny Varotra Toamasina Nitondra FIS hamoaka ny entany ao amin’ny MICTSL

Nahoraka tao Toamasina omaly tontolo andro, fa mamoaka kaontenera an-tsokosoko eo anivon’ny seranantsambon’i Toamasina (SPAT) ny miaramilan’ny FIS (Force d’Intervention Spéciale).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Aogositra 2012
Actualités.Fanadinam-panjakana CEPE tsy hisy SEMPAMA

Raikitra izany fa dia hotanterahina manerana ny Nosy anio talata 7 aogositra ny fanadinana CEPE. Mpiadina miisa 488.532 no voasoratra anarana hiatrika ity fanadinam-panjakana ahazoana diplaoma voalohany ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aogositra 2012
Actualités.SEMPAMA Tsy hitsikombakomba amin’ny fanadinana petatoko

Inona no hitranga rahampitso 7 aogositra, andro notondroin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena hanatanterahana ny fanadinam-panjakana voalohany eny amin’ny ambaratonga fototra dia ny CEPE ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aogositra 2012
Actualités.SEMPAMA Vakinankaratra Hitsangantsangana mandritra ny andron’ny CEPE

Hafa kely ny zavatra hitranga ao Vakinankaratra mandritra ny fanaovana ny fanadinam-panjakana voalohany ny talata 07 aogositra ho avy io.

Hamaky ny tohiny
FTT