- Talata 14 Aogositra 2012
Actualités.Tsy Aritra Miala any indray ny ramatahora
Fomba fiasa nahafantarana ny tetezamitan'i Andry Rajoelina ny fampitahorana sy fanaovana ramatahora.
Hamaky ny tohinyFomba fiasa nahafantarana ny tetezamitan'i Andry Rajoelina ny fampitahorana sy fanaovana ramatahora.
Hamaky ny tohinySahiran-tsaina ny mpiasan’ny Air Madagascar ankehitriny, satria miantraika amin’ity kaompaniam-pitaterana ana habakabaka ity ny krizy.
Hamaky ny tohinyNy fanotofana tany sy ny fananganana trano, samy tsy misy fahazoan-dalana no anisan’ny olona goavana momba ny lafintany eto Antananarivo sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyTsy nandeha amin’ny laoniny sady kitoatoa tanteraka ny fanadinana CEPE tamin’ity taona ity raha ny tatitra nataon’ny SEMPAMA.
Hamaky ny tohinyMbola manjaka tanteraka ny gaboraraka eny amin’ny fiantsonan’ny zotram-pitaterana nasionaly eo Ambodivona.
Hamaky ny tohinyNiisa 7.096 ny mpiadina CEPE ho an’ny Cisco Toamasina I, izay naparitaka tamin’ny toeram-panadinana niisa 14.
Hamaky ny tohiny