- Zoma 17 Aogositra 2012
Actualités.Tsy Aritra Tsy milamina mihitsy e !
Rehefa tena nodinihana lalina ny zava-misy eto Madagasikara dia hita fa misimisy ihany ny tsy manaraka ny lojika sy tsy mandeha araka ny tokony ho izy.
Hamaky ny tohinyRehefa tena nodinihana lalina ny zava-misy eto Madagasikara dia hita fa misimisy ihany ny tsy manaraka ny lojika sy tsy mandeha araka ny tokony ho izy.
Hamaky ny tohinyFolo andro aty aorian’ny nahavitan’ny fanadinana CEPE notontosaina ny 7 aogositra 2012 dia manao ranolava ny tsikera sy fanamarihana voaray manodidina ny fanomanana sy ny fanatanterahana azy iny.
Hamaky ny tohinyNivadika ho dinikasa ny filankevitry ny Governemanta voalohany misintaka ny renivohitra nokasaina hatao tany Antsiranana.
Hamaky ny tohinyHanatanteraka ny Alahamady na fankalazana ny Taombaovao Malagasy 2012 eny Anosimanjaka ny fikambanana Zanadranavalona, ny 18 sy 19 aogositra izao.
Hamaky ny tohinyNampiray feo ary dia niverina nitokona ny telo tonta, ahitana ireo mpampianatra mpikaroka, ny mpandraharahan’ny oniversite ary ny mpianatra omaly.
Hamaky ny tohinySahiran-tsaina ny mpianatra ao amin’ny Onivesiten’i Fianarantsoa amin’izao. Misafotofoto be ihany mantsy ny toe-draharaha.
Hamaky ny tohiny