Actualités

Onivesiten’i Fianarantsoa Misafotofoto ny toe-draharaha


  • Talata 14 Aogositra 2012

Sahiran-tsaina ny mpianatra ao amin’ny Onivesiten’i Fianarantsoa amin’izao. Misafotofoto be ihany mantsy ny toe-draharaha.

 Etsy andaniny dia mandeha ihany ny fisoratana anarana ary misy ireo mpampianatra mampianatra, etsy ankilany anefa dia betsaka tokoa ireo mpampianatra tsy mampianatra. Tsy hain'ny mpianatra intsony izay hatao fa dia mandeha any am-pianarana ihany ry zareo mamonjy izay “cours” misy mampianatra, na dia misy sorabaventy aza eo amin’ny fidirana an’Andrainjato milaza fa mitarika taona fotsy ny tsy fanatanterahana ny fitakian’ny SECES.

 
Nangonin’i Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

  • Michel Rabemahefa
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno ny maha Ambasadaoron’i

  • PDS
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Feno Ralambolamanana

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

"Cap sur l'île Sainte-Marie"

  • Hetsika
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

mialoha ny loza ara-toetr’andro

  • ANTANETIBE MAHAZAZA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Atody 300 000 isan'andro

Hijery ny tohiny
FTT