- Alarobia 22 Aogositra 2012
Actualités.Aretina azo avy amin’ny firaisana Sarotra ny fiarovana, lafo ny fitiliana
Raha maimamipoana ny fitiliana ny Vih/Sida teo aloha dia manomboka manahirana ny fahazoana izany. Mety ho fiantraikan’ny krizy eo amin’ny fahasalamam-bahoaka izany. Mbola fahazarana ho antsika Malagasy koa ny fanaovana dokotera tena izay miteraka olana hafa.
Hamaky ny tohiny
