• Alakamisy 30 Aogositra 2012
Actualités.Nadine Ramaroson Notsaroan’i Vakinankaratra ihany koa

Anisan’ireo Faritra nahatsiaro manokana ny Minisitry ny mponina sy ny raharaha sosialy teo aloha, Nadine Ramaroson ny tao Vakinankaratra ny andron’ny 28 aogositra teo nandritra ny fitsingerenan’ilay andro nahafetesany tany Soanierana Ivongo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2012
Actualités.Raharaha Remenabila “Avoahy ny marina !”, hoy i Manoela

Tsy fandranitana ny filazana ny marina, hoy ny mpikambana eo anivon’ny Kongresy Ralaimampisainarinony Manoela. Ampy izay, avoahy ny marina, hoy izy manoloana ny dian’i Andry Rajoelina any Frantsa.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2012
Actualités.Tsy Aritra Manilika mba ho tafakatra ?

Miezaka mafy mandresy lahatra ny vahoaka, ireo vondrona mpanao politika mankasitraka ny tsy filatsahan-dRajoelina sy Ravalomanana na ilay "ni...ni" amin’ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2012
Actualités.Foibe fanapariaham-baovao ANTA Haneho an-tsary ny tantaran’i Madagasikara

Mankalaza ny faha-50 taona nisiany ny Foibe fanapariaham-baovao ANTA (Agence Nationale Taratra) manana ny foiben-toerany etsy Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2012
Actualités.Fitiavan-tanindrazana ve Ny fanovana ny rafi-pampianarana eto amintsika ?

Tamin’ny taona 2008 sy 2009 dia nanomboka nampiharina ny fanovana izay nokasaina hatao teo anivon’ny fampianarana Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Aogositra 2012
Actualités.Raharaha «Nadine Ramaroson» «Ho betsaka ny voasambotra eo”

Toerana maro nanerana ny Nosy no nanokana fotoam-bavaka ho fahatsiarovana ny tsingerintaona voalohany nahafatesan’ny minisitry ny mponina teo aloha, Nadine Ramaroson, izay maty noho ny lozam-pifamoivoizana an-dranomasina tao Soanierana Ivongo ny 28 aogositra 2011, herintaona lasa izay, tokony ho tamin’ny 4 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT