Actualités

Foibe fanapariaham-baovao ANTA Haneho an-tsary ny tantaran’i Madagasikara


  • Alarobia 29 Aogositra 2012

Mankalaza ny faha-50 taona nisiany ny Foibe fanapariaham-baovao ANTA (Agence Nationale Taratra) manana ny foiben-toerany etsy Ambohidahy.

 Hisy manomboka anio ny fampirantiana ireo rakitsary ananany, mamerina ireo vanim-potoana nanamarika ny tantaran’i Madagasikara. Sary manodidina ny 300 eo no haranty amin’izany. Vavolombelon’ny tantara ny Foibe fanapariaham-baovao ANTA, hoy ny Administratera delege, Rufin Rakotomaharo, mitantana azy ankehitriny. Marihina fa dia haharitra hatramin’ny 8 septambra 2012 ity fampirantiana ity.

Nangonin’i Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT