• Talata 04 Septambra 2012
Actualités.Antsiranana Mijaly amin’ny delestazy isan’andro

Velon-taraina ny mponina ao Antsiranana manoloana ny tsy fanjarian’ny resaka jiro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Septambra 2012
Actualités.Fanafihan-dahalo tao Betroka Efa fantatra mialoha, fa …

Nanana ny fotoana nanomanana ny fanoherana sy fanafihana mialoha ireo andiana malaso miisa hatrany amin’ny 500 izay nanafika tao Mahatsinjo Kaominina Firaisa Distrikan’i Betroka ny mpitandro ny filaminana raha nohenoina ny teniko, hoy ny CT Randrianasolo Nicolas avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 03 Septambra 2012
Actualités.Ankazoabo-Atsimo Gaboraraka ny BEPC

Lasa resabe ankehitriny ny voka-panadinana BEPC tany Ankazoabo-Atsimo, Distrika iray miala 300 km avaratra atsinanan’i Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2012
Actualités.Atsinanana sy Analanjirofo Mpampianatra SEMPAMA 45 no efa tapaka karama

Nampiantso ny mpanao gazety tao Ambolomadinika ny SEMPAMA Atsinanana sy Analanjirofo ny alarobia tolakandro teo, nilazan’izy ireo ny tatitra azony sy niainan’ny naman’izy ireo nandritra iny fanadinana BEPC farany teo iny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 31 Aogositra 2012
Actualités.Fidy mpanentana Nisy nandrahona an-telefaonina

Taorian’ny fanambarana nataony mikasika ny faminanian’ny Pastera Mailhol, dia voalazan’i Fidy mpanentana fa maro be ireo olona niantso azy izay liana sy te hahalala ireo zavatra ao ambadiky ny zava-misy ankehitriny na lafim-piainana izany na manodidina ny krizy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aogositra 2012
Actualités.Agence Nationale Taratra Mba ho tena foibe fanapariaham-baovao

Nosokafana tamin’ny alalan’ny sary fampirantiana ireo tantara nanamarika ny fiainam-pirenena ny fankalazana ny faha-50 taona nitsanganan’ny foibe fanapariaham-baovao ANTA na Agence Nationale Taratra etsy Ambohidahy omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT