- Talata 11 Septambra 2012
Actualités.V7V-Manakara Kamio nitondra “kits scolaires” nanapaka tetezana
Mizara roa ny tanànan’i Manakara omaly. Tapaka ny tetezam-by mampitohy any Tanambao amin’i Manakara Be ao Manakara renivohitry ny Faritra Vatovavy Fitovinany, tsy nahazaka ny vesatry ny kamiao be iray, izay araka ny fantatra dia mitondra “kits scolaires” haterina any amin’ny biraon’ny fari-piadidiam-pampianarana.
Hamaky ny tohiny