• Alatsinainy 05 Martsa 2012
Actualités.Zava-misy Mirongatra ny foza orana

Miakatra amin’izao fotoana izao ny foza orana eto amintsika. Ireo renirano misy tsikafona no tena ahitana betsaka ity karazana hazandrano hafakely ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Martsa 2012
Actualités.Olana ara-toekarena sy ara-bola Handrehitra ny fipoahana ara-tsosialy !

Tsy ny solika ihany no nisondrotra, fa efa nialoha lalana azy ny hena sy ny voamaina ary ny legioma

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2012
Actualités.Grevin'ny mpiasan'ny ala Amin'ny alatsinainy mifankahita !

Tsy nahazo valiny mahafa-po avy amin'ny tompon'andraikitra sy ny manampahefana ireo mpiasan'ny ala koa dia niroso ho amin'ny fitokonana faobe nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2012
Actualités.Mamy Rakotoarivelo Notoloran’ny FAT mariboninahitra

Ireo olona mendrika sy nahavita zavatra teo amin’ny firenena no tolorana mariboninahitra tahaka izao, hoy ny Lehiben’ny mariboninahi-pirenena Ralitera Etienne omaly teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza nandritra ny fanolorana ny anjaran’ireo mpiasa miisa 170 ao amin’ity Kongresy ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Martsa 2012
Actualités.Fiakaran’ny solika Tsy fahaiza-mitantana

Raha mbola resaka ny hoe hiakaran’ny vidin-tsolika tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo dia nihatra nanomboka omaly maraina io fisondrotam-bidy io ho an’ny teto Antananarivo Renivohitra, raha efa nialoha lalana ny tany amin’ireo tanàn-dehibe sasany ivelan’ny renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Martsa 2012
Actualités.Anosizato Atsinanana Eny ambony fako no mandeha ny olona

Mananontanona ny valanaretina eny Anosizato Atsinanana. Misavovona ny fako izay efa andro maro no tsy misy mpaka.

Hamaky ny tohiny
FTT