Actualités

Kaominina Antananarivo Renivohitra Lasa ny kaomisera, miditra ny kolonely


  • Alarobia 19 Septambra 2012


 Ny kolonely Ralala Alain no voatendry ho Talen’ny kabinetran’ny filohan’ny delegasionan’ny tanànan’Antananarivo, misolo ny toeran’ny kaomisera Rabearisoa Alexandre, ity farany izay nametra-pialana ny 3 septambra 2012. Efa mpiara-miasa amin’ny PDS Edgar Razafindravahy tao amin’ny Kaominina ihany ity Dircab vaovao ity, satria tale nisahana ny fahadiovana an-tanàn-dehibe tao izy talohan’izao fanendrena azy izao. Efa tompon’andraikitra tao amin’ny sampana mpamonjy voina koa izy.

 
Nangonin’i Jean D.
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT