• Alakamisy 20 Septambra 2012
Actualités.Ankazobe Mandrahona mpitsara koa ny DAS

Tena mihevitra azy ireo ho ambonin’ny lalàna avokoa rehefa manana basy. Taorian’ny zandary, ny polisy dia mandà ny fampiharana didim-pitsarana amina miaramila manao “Détachement Autonome de Sécurité” na DAS miisa roa koa ny tafika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2012
Actualités.Indostria Hisy orinasa fanamboarana «plaque solaire» hitsangana

Hisy mpandraharaha maorisiana ho avy hampiasa vola eto Madagasikara, eo amin’ny sehatry ny angovo azo havaozina. Fanamboarana ireny «plaque solaire», izay mamokatra herinaratra avy amin’ny taratra hazavana ireny, ity tetikasa ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Septambra 2012
Actualités.Tezitra ny vahoakan’Ambondromisotra Hamono ho faty izay dahalo tratra ambodiomby

Isan’andro dia andrenesana asan-dahalo ao amin’ny Kaominina Ambondromisotra Distrikan’Ambatofinandrahana Faritra Amon’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2012
Actualités.Fanabeazana Miantoka ny hoavin’ny firenena

Manoloana izao fiandohan’ny taom-pianarana 2012-2013 izao dia nanao fanamarihana ny mikasika ny maha zava-dehibe ny asa fanabeazana ny zaza malagasy ny talen’ny sekoly La Columba etsy Ambatomainty sy Ankadikely Ilafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Septambra 2012
Actualités.Fanafihana banky Lasibatra hatrany ny BOA

Tsy milamina intsony ny tany e ! Miverina indray ny fanafihana banky ka olona saika handrotsaka vola no lasibatry ny jiolahy teny amin'ny BOA Sabotsy Namehana omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny
FTT