Actualités

Bakalorea Antananarivo Amin’ny 29 septambra mifankahita


  • Alarobia 19 Septambra 2012


 Amin’ny 29 septambra no mety hivoahan’ny valim-panadinana bakalorea ho an’Antananarivo. Ny 28 septambra no hatao ny “délibération” hamerana ny salanisa ambany hafahana. Efa nifarana ny sabotsy teo rahateo ny fitsarana ny kopian’ny mpiadina, ka ny taranja teknika no nanakatona azy. Anatin’ny fanamarinana ireo naoty nadika anaty ordinatera ireo mpitsara fanadinana amin’izao fotoana.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT