• Alakamisy 08 Martsa 2012
Actualités.08 martsa 2012 Samy maka ho azy ireo fikambanam-behivavy

Samy manana ny fomba entiny hankalazana ny andron’ny vehivavy ny mponina ao Antsirabe ny andron’ny 08 martsa, anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Martsa 2012
Actualités.Oniversiten’i Toamasina Mianatra marina sa tsia ?

“Tsy nahitana fahatapahana fampianarana ny tao amin’ny oniversiten’i Mahajanga sy Toamasina…”, teny nambaran’ny minisitry ny fampianarana ambony, Razafindrainibe Etienne izany taorian’ny fihaonana nataony tamin’ireo filohan’ny oniversite manerana ny nosy farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2012
Actualités.CENIT Nivory voalohany omaly

Niatrika fivoriana voalohany omaly ireo mpikambana voatendry ao amin’ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana ato anatin’ny tetezamita CENIT.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2012
Actualités.Toamasina Tsy maintsy nomena toerana ireo nitolona

Voasoroka ihany ny fikasana hitokona ho an’ireo mpiasan’ny Kaominina Toamasina, noho ny fampidiran’ny PDS Toalina Razafindrabary azy ireo ho tale sy mpitantana vaovao eo anivon’ny Kaominina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2012
Actualités.Raharaha Banky Foibe Andrasana amin’ny zoma ny valin’ny fitorian’ny mpiasa

Raha nandrasana omaly dia mihemotra amin’ny zoma izao ny valin’ny fitorian’ny mpiasan’ny Banky Foibe teny amin’ny filankevi-panjakana ny fanapahan-kevitry ny Tale jeneraly izay nanery ireo mpiasa nitokona hiverina hiasa avy hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Martsa 2012
Actualités.Noho ny hamafin’ny Krizy Be ireo mivazavaza eny an-dalambe

Trangan-javatra mpiseho matetika tao ho ao teto an-drenivohitra ny fahitana olona tsotra mivazavaza samirery ary mafy dia mafy eny an-dalambe.

Hamaky ny tohiny
FTT