- Talata 09 Oktobra 2012
Actualités.Paramed Hahandro vilany vida eny amin’ny Ministera
Mihatra aman’aina ny tsy fisiana ho an’ireo Paramed tapaka karama nanomboka tamin’ny volana aogositra izay misy 76 manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyMihatra aman’aina ny tsy fisiana ho an’ireo Paramed tapaka karama nanomboka tamin’ny volana aogositra izay misy 76 manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyMaro ireo tompon’andraikitra ara-pampianarana eny anivon’ny Faritra no nisolo. Anisan’ireny ny DREN Amoron’i Mania sy Ihorombe.
Hamaky ny tohinyVelona ahiahy ary misavoritaka ny sain’ireo mpianatra niatrika fanadinana bakalôrea taona-2012 tany Faradofay.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny niahiany ny famoahana ny andiany Hazavana 2012 nivoaka tao amin’ny LTP Ampefiloha farany, dia nanolo-tanana ny ekipa mpilalao rugby ao amin’ny TAM Anosibe izay niatrika ny lalao baolina lavalava tamin’ny ekipan’ny Saint Paul La Réunion tetsy Mahamasina omaly alahady, i Hery Rafalimanana PDS-n’ny tanànan’Antananarivo teo aloha.
Hamaky ny tohinyMimenomenona ny ray aman-dreny sy ireo mpianatra niatrika ny fanadinana bakalôrea farany teo ao Tolagnaro ao.
Hamaky ny tohinyNahazo fanakianana mavaivay avy amin’i Fidy Mpanentana ny mpamorona ny Apokalipsy, roa herinandro lasa izay.
Hamaky ny tohiny