• Alakamisy 18 Oktobra 2012
Actualités.Fampianarana Manana ny sekoliny ny 4’Mis

Ela ny ela fa misy sekoly natokana ho an’ny 4’Mis na ireo ankizy mpirenireny sy mpatory an-dalambe tsy misy mpiahy eto amintsika mba hahafahana mitsinjo azy ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2012
Actualités.Ministeran’ny fanapariaham-pahefana Notapahin’ny Jirama ny jirony

Telo volana tsy misy rano, izao indray notapahan’ny Jirama ny jiro. Izay no iainan’ny Foibem-pitondrana ankapobeny misahana ny fanavaozana ny fanapariaham-pahefana etsy 67ha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Oktobra 2012
Actualités.«Salon des études supérieures» Liana koa ny ray aman-dreny

Liana amin’ilay hetsika “Salon des études supérieures” na ny andiany faha-9 amin’ny «Salon de l’étudiant» karakarain’ny fikambanana tanora Mada Jeune nosokafana ofisialy tetsy amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano omaly hatramin’ireo ray aman-dreny ka manaraka ireo zanany vao afaka bakalôrea farany teo hatreny an-toerana mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2012
Actualités.CCI Toamasina Ampidirina resaka fiaviana

In-droa nahemotra ary tsy mety tontosa hatramin’izao ny famindram-pahefana eo amin’ny filoha vaovao sy ny filoha teo aloha eo anivon’ny komity manokana mitantana vonjimaika ny Antenimieran’ny varotra sy indostria Toamasina na CCI.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2012
Actualités.Fisaorana – Alarobia Bemaha 14 mianaka nodorana velona

Loza amin’atambo ! Mifandoro velona ny samy Malagasy. 14 mianaka, ka mbola ankizy ny 6 amin’ireo, no nodoran’ny dahalo velona tao an-tranony rehefa avy norobaina ny entany sy natao tampim-baravarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Oktobra 2012
Actualités.Kohen Rivolala «Azo amboarina ny vintana»

Tsy ny sehatry ny famantarana ny hoavy ihany no manavanana ny Kohen Rivolala izay nahazo fanomezam-pahasoavana fa efa miroso tanteraka amin’ny fanamboarana vintana sy ny famahana ireo olam-piainan’ny olombelona vokatry ny ankaso sy ny sompatry ny mpiara-monina ihany koa izy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT