• Alarobia 24 Oktobra 2012
Actualités.Oniversiten’Ankatso Ataon’ny HAT ankilabao

Miverina mihetsika indray ireo mpianatra eny amin’ny oniversiten’Ankatso.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2012
Actualités.“Kits scolaires” Sachet fotsy no solon’ny kitapo

Nampamangy ny kitapo babena fanome ny mpianatra tamin’ny andron-dRavalomanana fa nosoloin’ny olona “sachet fotsy” izany ankehitriny, ary nasesika tao ireo kahie sy stylo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2012
Actualités.«Opération Tandroka» Mandoro tanàna, may hatramin’ny EPP

Mizaka ny tsy eran’ny ainy ireo Fokonolona ao amin’ny tanànan’i Miariomby any amin’ny Kaominina ambanivolon’i Mahabo, Distrikan’i Betroka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2012
Actualités.Fanakatonana onjam-peo Bye bye koa ny “Radio Taratra FM 105.6”

Feo mikasaoka sisa ! Nanaraka ireo zokiny teo aloha amin’ny fanakatonana ihany koa ity onjam-peo vao niforona miaraka amin’ny gazety Taratra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2012
Actualités.Raharaha “Cohen Rivolala” Namaly an-gazety ilay tovovavy nitory

Nampiantso mpanao gazety teny Ankazotokana omaly talata 23 oktobra ilay tovovavy nifankatia tamin’i Cohen Rivolala taloha sy Rtoa reniny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2012
Actualités.Ambatondrazaka Raikitra ny «Couvre feu»

Mikatona avokoa ny Bar sy ny Cabaret rehefa mipaika ny amin’ny sivy ora alina.

Hamaky ny tohiny
FTT