Actualités

Fanakatonana onjam-peo Bye bye koa ny “Radio Taratra FM 105.6”


  • Alarobia 24 Oktobra 2012

Feo mikasaoka sisa ! Nanaraka ireo zokiny teo aloha amin’ny fanakatonana ihany koa ity onjam-peo vao niforona miaraka amin’ny gazety Taratra ity.

 Araka ny vaovao azo farany dia omaly tolakandro tamin’ny 3 ora tany ho any no tonga teny amin’ny foiben-toeran’ity onjam-peo ity niaraka tamin’ny vadintany nanatanteraka ny pitsopitsony tamin’izany fanakatonana izany ny OMERT sy ny ekipan’ny ministeran’ny serasera. Raha famohana ireo nakatona taloha araka ny voalazan’ny tondrozotra no nantenaina, mbola fanakatonana hafa indray no nataon’ny FAT. Tena hafa tokoa ny tondroin’ny molotra, hafa ny ataon’ny tanana an !

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sekertera jeneraly
  • Alakamisy 07 Mey 2026

vaovaon’ny Minisiteran’ny jono

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alakamisy 07 Mey 2026

"Ny fizahantany dia afaka

  • Raharaha ENMG
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Ampiharo ny lalàna ! »

  • Fitrandrahana solika
  • Alakamisy 07 Mey 2026

any amin’ny Plateau Mahafaly

  • ZAZA 5 TAONA
  • Alakamisy 07 Mey 2026

NISY NAMONO TANY MANDRITSARA

  • ANKILILAOKA-RN 9
  • Alakamisy 07 Mey 2026

Sarona ny tambajotra mpitrandraka hazo tsy ara-dalana

Hijery ny tohiny
FTT