• Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Actualités.“Opération Tandroka” Nitsoaka an-daharana ny FIS sy ny RAL ?

Mandeha be ny resaka nanomboka ny zoma hariva teo fa hoe marisarisa ny fifandraisana anatiny amin’ireo vondron-tafika nandrafitra ny hery manokana ao anatin’ny “Opération Tandroka” nalefa hanenjika dahalo tany Betroka ary efa nisy ampahany amin’ireo komando no nitsoaka an-daharana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Actualités.Saran-dalana 400 Ariary Lavin’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa

Ho tanteraka sa tsia ny fanondrotan’ny mpitatitra miasa eto an-drenivohitra ny saran-dalana ho 400 Ariary manomboka amin’ny alakamisy 1 novambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2012
Actualités.Andranomborona Andranomahery Harodana ny tanàna niorina tamin’ny 1930 fa lasan’ny Karana ny tany

Efa nipetraka teto hatramin’ny taona 1930 ny razambenay, hoy Randriamamonjisoa Jean Pierre iray amin’ireo mponina eny Andranomborona etsy Ivandry Andranomahery.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2012
Actualités.Sakoroka tao Barikadimy Mpianatra 28 voasambotra, polisy – zandary 03 naratra

Taorian’ny fitokonan’ny mpianatra teo anivon’ny oniversiten’Antananarivo dia nanara-dia azy ireo koa ny mpianatry ny oniversiten’i Toamasina Barikadimy omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2012
Actualités.Fiakaran’ny saran-dalan’ny Taksibe Fambara loza ireny teny Ankatso ireny

Herinandro sisa dia ho tonga ny datin’ny 01 novambra 2012 nofaritan’ny fikambanan’ny mpitatitra an-drenivohitra fa hampakaran-dry zareo ny saran-dalana amin’ny taksibe ho 400 Ariary tsy misy tapa-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Oktobra 2012
Actualités.SEMPAMA Amoron’i Mania Tratran’ny didy jadona

Jadona ! Izay no andikan’ireo mpampianatra miankina amin’ny fanjakana ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania ny teny midina avy any amin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT