• Alarobia 31 Oktobra 2012
Actualités.Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana Vonona hidina an-dalambe

Lasa lalina dia lalina, potika tanteraka ny firenena ary ao anatin’ny haizina tanteraka. Izay no fahitan’ireo raimandreny mpitondra fivavahana mivondrona ao amin’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Oktobra 2012
Actualités.Miakatra ny feo ao Toamasina Mikatona Ambatovy, miala ny lehiben’ny Faritra …

Nihetsika nanao filaharam-be niainga teo amin’ny Soavita nihazo ny biraon’Ambatovy eo amin’ny tranon’ny SMOI Anjoma, ireo mpikambana an-jatony maro ao amin’ny hetsika : “Tsy misy miala aketo niany omaly”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2012
Actualités.Fampihavanam-pirenena Nanaovana fakan-kevitra mitety faritra

Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’ny SEFAFI na «Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena», nandinihana mikasika «ny famotsoran-keloka, ny fisian’ ny tsy maty manota ary ny fampihavanam-pirenena»

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2012
Actualités.Dahalo raindahiny Navotsotra “par silence” ?

Fa inona marina no tena ao ambadiky ny hetsika fanenjehana dahalo any atsimo ary ? Izany indray izao no fanontaniana mampiady hevitra etsy sy eroa, indrindra moa fa ho an’ireo izay mahalala tsiambaratelo amin’ny zava-mitranga any marina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2012
Actualités.SEMPAMA Amoron’i Mania Hanohy ny fitokonana fa tsy matahotra fandrahonana

Tsy niandry ela fa namaly avy hatrany ny fangatahan’ny mpampianatra SEMPAMA ao Amoron’i Mania ireo mpitarika ny SEMPAMA Nasionaly tarihan’Atoa Raharovoatra Claude ka nidina tany Ambositra ny asabotsy 27 oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2012
Actualités.Nandritra ny krizy 600 miliara Ariary isan-taona ny vola very

Tao anatin’ny telo taonan’ny krizy dia nahatratra 600 arivo tapitrisa Ariary isan-taona ny vola very tamin’ny famatsiam-bola avy any ivelany tokony ho azon’i Madagasikara, ho fanampiana ny teti-bola sy ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa mavesatra amin’ny hetran’ny fanjakana malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT