- Alatsinainy 12 Novambra 2012
Actualités.Rakotomalala Henri (Riri Be) “Tsy hanakatona an’Ambatovy izany izahay”
Raikitra izany ny filaharam-be hataon’ny hetsika “Tsy misy miala aketo niany” anio alatsinainy. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo, dia efa niparitaka tao Toamasina ny trakta sy ny fiara misy fanamafisam-peo nitety tanàna ary asa sosialy samy hafa, nataon’izy ireo. Nisy ny resaka nifanaovana tamin’Atoa Rakotomalala Henri, mikasika ny anton’izao hetsika ataon’izy ireo izao.
Hamaky ny tohiny
