Actualités

Tetibola 2013 Mahaiza mionona


  • Zoma 09 Novambra 2012

Anisan’ireo CT nilaza ho efa nanokana fotoana naharitraritra namadibadihana sy nandinihana ny volavolan-dalànan’ny tetibolam-panjakana 2013 i Jean Nicolas Randrianasolo voatendry avy any Betroka.

 Iaraha-mahalala, hoy izy, fa ao anatin’ny krizy isika izao ka miankina amin’ny vola eo am-pelatanantsika vao afaka miaina ny ministera sy ny andrim-panjakana toy ny eny Tsimbazaza. Tsy misy hifanomezan-tsiny izany, hoy izy. Nanery antsika ny SADC hoe : ampio ny CST sy CT, ovay ny mpikambana ao amin’ny governemanta dia homena vola ianareo. Hatramin’izao anefa dia tsy misy tonga izany ka samy mionona amin’io fitsitsiana mitovy tamin’ny taon-dasa io isika. Fa ny zavatra angatahiko, hoy ihany ny CT Nicolas, dia ny tokony hijerena manokana ireo mpitandro ny filaminanana fa tena manao ny ainy tsy ho zavatra amin’ny fanalefahana ny tsy fandriampahalemana izy ireo. Io tetibolan-dry zareo tsy ampy io mantsy, hoy ny CT Jean Nicolas, dia mahatonga ny boaikely hanaotao foana rehefa mandeha manao «mission» any.

Manohy

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Sekertera jeneraly
  • Alakamisy 07 Mey 2026

vaovaon’ny Minisiteran’ny jono

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alakamisy 07 Mey 2026

"Ny fizahantany dia afaka

  • Raharaha ENMG
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Ampiharo ny lalàna ! »

  • Fitrandrahana solika
  • Alakamisy 07 Mey 2026

any amin’ny Plateau Mahafaly

  • ZAZA 5 TAONA
  • Alakamisy 07 Mey 2026

NISY NAMONO TANY MANDRITSARA

  • ANKILILAOKA-RN 9
  • Alakamisy 07 Mey 2026

Sarona ny tambajotra mpitrandraka hazo tsy ara-dalana

Hijery ny tohiny
FTT