• Talata 13 Novambra 2012
Actualités.Taksibe - Zotra 119 Sempotry ny 400Ar dia mibabaka

Nitokona tsy nisy niasa ny zotra-pitaterana 119 mampitohy an’Ankatso amin’i 67 ha omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2012
Actualités.Hetsika “Tsy misy miala aketo niany” Nanala ny fako niavosa tao Bazary Kely

Tapa-bolana teo izay dia tsy nahavita ny andraikiny amin’ny fanadiovana ny tanàna sy ny fanalana ireo fako miavosa ao Toamasina intsony ny Kaominina vokatry ny tsy fisian’ny vola.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2012
Actualités.Tsy Aritra Mihosin-dra !

Raha fintinina ny zava-misy momba ny fanenjehana dahalo any Betroka sy ny manodidina dia tahaka izao no azo ambara : efa hatramin’ny fiandohan’ny volana oktobra no fantatra ny toerana hiafenan-dRemenabila, saingy tsy mety voasambotra izy hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2012
Actualités.Raharaha Zakariasy Mampiaka-peo ny Foko Betsimisaraka

Tsy hanaiky lembenana amin’ny fanalam-baraka sy ny famerezan-jo ny Tangalamenany ny Foko Betsimisaraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2012
Actualités.Fisoratana anaty lisi-pifidianana Manentana ny olona isam-baravarana ny TIM Alarobia Amboniloha

Taorian’ny fanotronana ny hetsika mahazatra azy teny amin’ny Kianjan’i Magro Behoririka ny sabotsy lasa teo dia niara-nirohotra nanatona ny mponina isam-baravarana “porte à porte” ny mpikambana ao amin’ny Foko-TIM eny Alarobia Amboniloha notarihan-dRamamonjisoa Alain filohany, omaly alahady 11 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2012
Actualités.RN7 Mahavelon-taraina ny ataon’ny zandary sasany

Mahavelon-taraina ny mpampiasa ny lalam-pirenena fahafito iny indraindray ny antsojay ataon’ireo zandary miasa amin’iny.

Hamaky ny tohiny
FTT