Actualités

Hetsika “Tsy misy miala aketo niany” Nanala ny fako niavosa tao Bazary Kely


  • Alatsinainy 12 Novambra 2012

Tapa-bolana teo izay dia tsy nahavita ny andraikiny amin’ny fanadiovana ny tanŕna sy ny fanalana ireo fako miavosa ao Toamasina intsony ny Kaominina vokatry ny tsy fisian’ny vola.

 Nahatsapa io fahasahiranana io ny Hetsika “Tsy misy miala aketo niany” ka nanolo-tanana tamin’ny fanalana ilay fako niavosa efa nanakan-dalana tao Bazary Kely ny sabotsy manontolo andro. Izy ireo no niantoka ny olona sy ny fitaovana nanaovana ny fanadiovana sy ny fanalana ny fako, ny Kaominina kosa no niantoka ny fiara nitaterana izany. Voakiana moa teto ny lehiben’ny Faritra Atsinanana fa hoe “raha sahirana ve ny Kaominina amin’ny fanadiovana ny tanàna, dia tsy taitra ny mba hanampy azy amin’ny fiarovana ny fahasalaman’ny vahoakan’i Toamasina ny lehiben’ny Faritra”. 

Rakoutou
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT