- Talata 04 Desambra 2012
Actualités.Remenabila Mampiasa balan’ny zandary
Totoafo ny filazana herinandro vitsy lasa izay fa mpanao politika no ao ambadiky ny raharaha Remenabila.
Hamaky ny tohinyTotoafo ny filazana herinandro vitsy lasa izay fa mpanao politika no ao ambadiky ny raharaha Remenabila.
Hamaky ny tohinyNentina vadina manamboninahitra nanaovana bizina lodsia tany Ihotsika, Kaominina Mahavelona Foulpointe ny fiaran’ny tafika Malagasy, natao hanatanterahana ny asany amin’ny fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ary ny tanindrazana, araka ny filamatry ny tafika.
Hamaky ny tohinyTsy dia misy mpiresaka firy kanefa zavatra tena mampatahotra ho an’ny hoavin’ny firenena ny fialan’ireo avara-pianarana sy manampahaizana malagasy eto, ka hifindran’izy ireo any ampitan-dranomasina.
Hamaky ny tohinyTontosa ny sabotsy 1 desambra teo ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny TV Plus Toliara, izay fahitalavitra tsy miankina voalohany ao an-toerana.
Hamaky ny tohinyMbola resabe any Faradofay hatramin’izao ny akon’ny “Opération Tandroka”, hamerenana amin’ny lanoniny ny fandriampahalemana. Samy manana ny filazany sy ny fanazavany ireo mpahay miresaka na dia tsy nahita ny zava-nisy marina tany atsimo aza.
Hamaky ny tohinyRaharaha anisan’ny mbola maha be resaka ankehitriny ny fisondrotry ny sarandalan’ny taksibe eto an-drenivohitra sy ny fiantraikan’izany. Vahinin’ny SOKELA anio Rakotorova Rabetsara dit Ralita mpanorina ny «Confédération Nationale pour la Défense des Consommateurs (CNDC)», manazava ny andraikitry mpiaro ny zon’ny mpanjifa manoloana izany.
Hamaky ny tohiny