• Alarobia 12 Desambra 2012
Actualités.11 desambra fetin’ny Repoblika faha-IV Nianatra ny ankamaroan’ireo sekoly miahy tena

Maro tamin’ireo sekoly miahy tena na tsy miankina teto afovoan-tanàna sy tany amin’ny manodidina tahaka an’Avaradrano no nanokatra ny sekoliny avy omaly ary nampianatra ny kilonga tao aminy ohatra an’ireny andro andavanandro ireny ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Desambra 2012
Actualités.Kianja manara-penitra Tsara fa tsy misy ilana azy !

Nanezaka mafy tokoa tamin’ny fananganana ireo kianja manara-penitra manerana ny Nosy i Andry Rajoelina, ary io mihitsy aza no toa nanombohany sahady ny fampielezan-keviny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2012
Actualités.Ambohidahy Ankadindramamy Faty nikararana

Namono olona indray ny lalana fidinam-be misy tsena ao amin’ny Fokontany Ambohidahy Ankadindramamy Boriborintany faha-5, Antananarivo Renivohitra omaly alakamisy 06 desambra tokony ho tamin’ny 10 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2012
Actualités.Ankadimbahoaka Tonga masiaka ny Emmo-Reg

« Ekenay ny fampandrosoana fa takianay ny fitovian-jo », “Angalao ny atsinanana, angalao ny andrefana”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Desambra 2012
Actualités.Madagasikara Mandindona ny krizy ara-tsakafo

Ny vaovao navoakan’ny RFI na Radio France Internationale omaly maraina no nahafantarana voalohany fa efa mihatra eto Madagasikara ny antsoina hoe «Etat d’Urgence», izany hoe tena tra-pahasahiranana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Desambra 2012
Actualités.Fotodrafitrasa aorina maimaika Mamofompofona fanadiovam-bola

Mbola ho avy ny fotoana hiverenan’ny ara-dalàna, hoy i Zafilahy Stanislas. Be dia be ireo tany nalaina amboletra, nambara fa fananam-panjakana, hoy izy kanefa dia manan-tompo ary misy taratasy milaza izany mazava.

Hamaky ny tohiny
FTT