• Alarobia 23 Mey 2012
Actualités.Faravohitra Norobaina indray ny radio MADA

Nirodorodo teny amin’ny foiben-toeran’ny radio MADA sy Fahazavana eny Faravohitra omaly ny andian’olona manao fanamiana mpitandro filaminana, nirongo fiadiana, niaraka tamin’ny fiara 4x4 miisa telo sy fiarabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Mey 2012
Actualités.Sempama - Faradofay "O i ô, tsy mbola hampianatra izahay !”

Mbola mikatso ny fampianarana any amin’iny Ciscon’i Faradofay iny. Mitohy ary mihamafy ny fitokaonaa ataon’ireo mpampianatra mpanabe eo anivon’ny Sempama.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Mey 2012
Actualités.Tahirim-bolam-panjakana Banga 2.000 tapitrisa Ariary noho ny krizy

Vola be tsy toko tsy forohana no votsotra noho ny krizy lavareny eto amintsika. Mahatratra iray tapitrisa dolara izany hoe 2.000 tapitrisa Ariary no vola tokony hiditra ao amin’ny kitapom-bolam-panjakana nefa very fotsiny tao anatin’izany telo taona sy tapany izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2012
Actualités.Maitre Avoko “Tsy nandefa olona teny Ambohijatovo ny Kung Fu”

nandefa olona teny Ambohijatovo sy ny manodidina ny kung-fu ny sabotsy 19 mey teo nandritra ilay hetsika nokarakarain’ny Free FM.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2012
Actualités.Mpanjaka Rabehava sy ny Foko Rabehava 18 toko Mitaky ny hamoahana ny anaran’ireo namono ny mpitsara Rahevana Michel

Nivoaka amin’ny fahanginany ny fianakavian’itompokolahy Rehavana Michel, ilay mpitsara novonoin’ny polisy tao Toliara ny 9 desambra 2011 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Mey 2012
Actualités.SEMPAMA Amoron’i Mania Tsy andairan’ny fandrahonana sy ramatahora

Manomboka miseho amin’izao fotoana izao ny fandrahonana sy fampihorohoroana mpampianatra ataon’ireo tompon’andraikitra sasany ao Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
FTT