- Alarobia 26 Desambra 2012
Actualités.Krismasy 2012 Nihena 50% ny mpividy mofomamy
“Tena mitsitsy ny fianakaviana izao. Raha mahalafo ‘buche de Noël’ am-polony isan’andro izahay teo aloha, izao zara raha mahita roa na telo.
Hamaky ny tohiny“Tena mitsitsy ny fianakaviana izao. Raha mahalafo ‘buche de Noël’ am-polony isan’andro izahay teo aloha, izao zara raha mahita roa na telo.
Hamaky ny tohinyMaro ny olona tia manapoapoaka zavatra hanamarihany ny hafaliany rehefa fety, indrindra fa hoe mahatratra ny taona vaovao.
Hamaky ny tohinyAo anatin’ny fanadihadiana lalina mikasika ilay famakiana ny banky BOA Mahanoro ankehitriny ny eo anivon’ny mpitandro ny filaminana, izay nidina nijery ifotony ny tena zava-nitranga mihintsy ireo lehiben’izy ireo avy tao Toamasina.
Hamaky ny tohinyPaika vaovao entin’ny orinasa Scoop Digital hanakaikezana hatrany ny mpanjifa ny 104’sligy.
Hamaky ny tohinyManoloana ny famindran-toerana tsy mazava ireo mponina ao an-drenivohitra Anôsy dia nanao valandresaka ho amin’ny mpanao gazety ireo fikambanana maro misy any an-toerana, ny tolakandron’ny talata teo.
Hamaky ny tohinyResaka teknikam-barotra amin’ny ankapobeny no sosonkevitra azo rehefa miresadresaka amin’ireo mpivaro-gazety eto Andrenivohitra ny tena.
Hamaky ny tohiny