Actualités

104’sligy Anjara birikin’ny Scoop Digital hamohazana ny baolina kitra


  • Alakamisy 20 Desambra 2012

Paika vaovao entin’ny orinasa Scoop Digital hanakaikezana hatrany ny mpanjifa ny 104’sligy.

 Ady baolina kitra ifanandrianan’ny ekipan’ny Malok’ila 104 amin’ny mpampiantrano ny 104’sligy ka Toamasina no nandray azy voalohany. Nahasarika olona maro tokoa ity fifaninana ity satria raha tamin’ny 10 ora maraina no nisokatra ny vavahadin’ny kianja dia mbola maro ny mpijery hatramin’ny 3 ora sy sasany tolakandro. Norombahan’ny ekipan’ny Malok’ila avokoa ny fandresena na teo amin’ny lehilahy na teo amin’ny vehivavy. Lavony tamin’ny isa 2 noho 1 ny Bemalesan’i Toamasina ary ny ekipan’ny manampahefana kosa no montsan’ny Malok’ila tamin’ny sokajy lehilahy. Velom-pisaorana tamin’ny Scoop Digital ireo manam-pahefana rehetra tany Tomasina satria dia mampifoha indray ny fitiavana baolina kitra izao hetsika izao. Tanàna hafa indray no hanatontosana ny 104’sligy amin’ny janoary 2013. Araka ny fantatra koa dia hivoaka tsy ho ela amin’ny trano fijerena sarimihetsika izany hoe : hatao “bonane” ny Malok’ila 13 May.

Yves

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT