- Zoma 28 Desambra 2012
Actualités.Orinasa madinika Nikatona ny 70%-n’ireo mpanao lalana sy taotrano
Tsy misy tsy mikaikaika noho ny krizy lavareny nanomboka tamin’ny taona 2009 ny rehetra.
Hamaky ny tohinyTsy misy tsy mikaikaika noho ny krizy lavareny nanomboka tamin’ny taona 2009 ny rehetra.
Hamaky ny tohinyTsy mbola nahavaha ny olana tao Toamasina ny famatsiana solika nataon’ny Galana ho an’ireo toby mpaninjara solika arakaraka ny kaomandiny avy nanomboka ny alarobia teo.
Hamaky ny tohinyNampanontany tena ireo mpitia fanatanjahantena maro ny fanapahan-kevitra noraisin’ny filoha am-perinasan’ny taranja fototra atletisma, Razafimahefa Christian James.
Hamaky ny tohinySamy taitra ny olona nahita ny filarahana tamin’ireo toby mpaninjara solika tao Toamasina ny alatsinainy 24 desambra teo.
Hamaky ny tohinyTsy mbola tafavoaka ny ala fa vao mainka aza miaina anaty fahasahiranana tanteraka ny orinasa Air Madagascar ao anatin’izao fetin’ny Krismasy sy faran’ny taona izao.
Hamaky ny tohinyNa miezaka manentana amin’ireo haino aman-jery ao an-drenivohitra Anôsy momba ny fahadiovana aza ny tomponandraikitry ny fiadidian’ny tanànan’i Tolagnaro dia tsy mbola hita ny vokatra amin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohiny