Actualités

Faradofay renivohitra Mifety ao anatin’ny loto ny mponina


  • Alarobia 26 Desambra 2012

Na miezaka manentana amin’ireo haino aman-jery ao an-drenivohitra Anôsy momba ny fahadiovana aza ny tomponandraikitry ny fiadidian’ny tanŕnan’i Tolagnaro dia tsy mbola hita ny vokatra amin’ny ankapobeny.

 Mbola tazana miavosa etsy sy eroa ireo fako. Na eny amin’ny lalankely sy arabe ary eny ankalamanjana saika ahitana loto avokoa eny fa hatramin’ny dikin’olom-belona aza miparitaka. Saika fofona sy rivotra moloto no iainan’ny mponina. Mifety ao anatin’ny loto sy ny fako ny ao an-drenivohitry ny “langoustes”. Ailiky ny olona any amin’ireo Sefo Fokontany sy ireo komitin’ny fahadiovana sy ny fahasalamana ny rihitra, noho izy ireo variana amin’ny resaka fandaminana ady any amin’ny kartie sy manenjika fivoriana araka ny fanazavan’ny mponina. Raha tsy ahitam-bokany ny fanentanana ny mponina ho amin’ny fanovana toe-tsaina dia ny fampiharana ny lalàna avoakan’ny fiadidian’ny tanàna no vahaolana tombanana fa hahomby.

Natiora OTH

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • METFP,
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Poste budgétaire 2023-2025

  • KAOMININA TALATAMATY
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

Hamboarina ny fefiloha

  • Niakatra fitsarana
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

noho ny afera « Boeing »

  • Fikojakojana ny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

“décanteur Pulsator II” Mandroseza

  • Sehatry
  • Alakamisy 08 Oktobra 2026

ny angovo avy amin’ny masoandro

  • Groupe
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

des intellos Bezanozano

Hijery ny tohiny
FTT