• Alarobia 30 Mey 2012
Actualités.Tsenan'ny tantsaha Anosizato Nafindra eny Namontana

Rava ny tsenan’ny tantsaha etsy Anosizato Atsinanana. Taorian’ny sakoroka nitranga teny an-toerana ny alatsinain’ny pentekosta teo mantsy dia natory teny an-toerana mihitsy ireo polisy monisipaly, notarihin’ny Talen’ny kabinetra Rabearisoa Alexandre nanentana sy nanoro lalana ireo fiara mpitatitra vokatra entina hamidy any avy Fenoarivo handeha hihazo an’i Namontana, toerana namindrana ireo mpivarotra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2012
Actualités.PARAMED Toamasina Nanomboka omaly ny fitokonana faobe

Raha efa mitokona ny Paramed amin’ny faritra sasany, dia omaly vao nanao ny azy ireo Paramed ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2012
Actualités.Kamiao ho an’ny Kaominina Toamasina Nankaiza ilay tolo-bidy nolazaina fa natao ?

Nandritra ny fitsidihana sy fanaraha-maso nataon’ny lehiben’ny Faritra Atsinanana Alain Mahavimbina, ny fanarenana sy fanavaozana ny Lapan’ny Faritra Atsinanana ao Mangarano II ny volana martsa teo, no nilazany ny fanaovana tolo-bidim-panjakana hividianana fiara vaventy roa hanampiana an’i Toamasina renivohitra amin’ny fanariana fako.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2012
Actualités.Andralanitra Tsy maintsy akatona amin’ny taona 2015

Tsy maintsy akatona amin’ny taona 2015 Andralanitra ka afindra amin’ny toeran-kafa ny fanariam-pakon’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2012
Actualités.Tarika Firmin Niharan-doza tany Moramanga

Niharan-doza ny tarika Firmin avy nanao fampisehoana nandritra ny roa andro tany Toamasina ka handeha hiantsehatra any Ambatondrazaka omaly alatsinain’ny Pentekosta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Mey 2012
Actualités.SEMPAMA Toliara Mikatona avokoa ny sekolim-panjakana

Misy ny tsy fitovian-kevitra eo amin’ny samy SEMPAMA ao Toliara.

Hamaky ny tohiny
FTT