• Alatsinainy 14 Janoary 2013
Actualités.Nodimandry ny Dr Pietro Lupo Very raiamandreny sy olomanga ny oniversiten’i Toliara

Nodimandry tany Londres renivohitr’i Angletera tamin’ny alarobia 9 janoary 2013 teo amin’ny faha-81 taonany ny Dr Pietro Lupo, izay teratany Italianina nampianatra nandritra ny taona maro tao amin’ny oniversiten’i Toliara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2013
Actualités.Oniversiten’Antananarivo Minisitry Ravalomanana no lany ho Filoha vaovao

Nanjaka tokana ny profesora Ramanoelina Panja Armand tamin’ny fifidianana filohan’ny oniversiten’Antananarivo. Nataony telimoka avokoa ireo mpifaninana taminy, nahitana an-dRavelomanantsoa Solofo, Ravelonandro Pierre Rakotomanana Hajanirina ary Pr Andriantsimahavandy Abel

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2013
Actualités.SEMPAMA Hifandroritana ny anarana

Hifandroritana ankehitriny ny resaka SEMPAMA raha ny zava-misy. Hatreto dia tsy hay intsony hoe iza no iza ? Raha ny ao Vakinankaratra manokana dia tsy misy aloha hatreto ny fitokonana ataon’ny mpampianatra fa dia mizotra ny fampianarana amin’izao fiandohan’ny telo volana faharoa izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Janoary 2013
Actualités.Zandary sy ny ady amin’ny kolikoly Hifafa ny kihony amin’izay ireo “mpanotra”

Namaky ady amin’ireo zandary mpanotra, zandary mpanao kolikoly… ary nilaza fa tsy handefitra mihitsy amin’ireo miaramilany miana-mipiky tsy mety tonga saina sy ireo tsy manaja ny fitsipika, ny Jly Richard Ravalomanana, komandin’ny Zandarimaria.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2013
Actualités.APIPA Mitokona koa ireo mpiasa raikitra

Fitokonana no nasetrin’ireo mpiasan’ny APIPA teny Anosizato Atsinanana omaly 10 janoary ny teny nataon’ny Tale jeneralin’ity orinasam-panjakana misahana ny fitantanana ny rano eto amin’ny tanànan’Antananarivo ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Janoary 2013
Actualités.Fikambanan’ireo Very Asa Famerenana ireo asa very no mahamaika

“Raha olona tena tia firenena ianao, ianao izay namotika ny orinasanay, nanao fanonganam-panjakana ka nahatonga ny AGOA nifarana ka nahaverezana asa ana hetsiny dia tokony ho ny asa nopotehinao no laharam-pahamehana voalohany”, hoy ny filohan’ny fikambanan’ireo Very Asa, Rakotonanahary Jean Didier.

Hamaky ny tohiny
FTT