- Zoma 18 Janoary 2013
Actualités.FJKM Hanao fotoam-bavaka lehibe ny 26 janoary izao
Taorian’ny herisetra nianjady tamin’ny filohan’ny FJKM, Rasendrahasina Lala Haja, mpitandrina, mianakavy ny talata hifoha alarobia lasa teo dia nisy fotoam-pivavahana nitondrana am-bavaka omaly tetsy amin’ny FJKM Ambatonakanga. Fotoana nankaherezana azy mianakavy.
Hamaky ny tohiny
