• Alatsinainy 11 Febroary 2013
Actualités.Masoivoho Malagasy any Alger Nisy mpiasa nanakorontana

Tsy mahavita ny asa andrasana aminy ny ministeran’ny raharaham-bahiny Malagasy. Ny masoivoho Malagasy ao Alger, renivohitr’i Alzeria izao no efa niharan’ny herisetra nanimban-javatra toy ny fanaka sy fiara nefa tsy misy ny fandraisana andraikitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Febroary 2013
Actualités.Banky BFV SG Hanao fitokonana faobe ny mpiasa

20% ny fisondrotan-karama nangatahin’ireo mpiasa eo anivon’ny banky BFV SG, 6% ihany anefa no nomen’ny mpitantana ny orinasa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Febroary 2013
Actualités.Boriborintany faha-III Antaninandro Niahaka ireo mpanao taratasy fa lasa tany amin’ny “7 février” ny mpiasa

Niahaka ara-bakiteny ireo olona marobe nampanao taratasy, kopiam-pahaterahana indrindra indrindra, tao amin’ny biraon’ny Boriborintany faha-III Antaninandro eto Antananarivo Renivohitra omaly alakamisy 7 febroary tontolo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Febroary 2013
Actualités.Maritiora Tsaroana hatramin’ny 1971

Toy ny isan-taona dia nanatitra voninkazo teo amin’ny tsangambato fahatsiarovana ireo maty vokatry ny tifitra teo Ambohitsirohitra ny 7 febroary 2009 i Alain Ramaroson omaly, hetsika manokana tsy niarahany tamin’ny FAT sy ny AV7.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Febroary 2013
Actualités.Ambatovy Tsy manara-penitra ny ozinina

Be dia be ny resaka momba ny orinasa Ambatovy hatramin’ny fiandohan’ny taona, indrindra tamin’ny filazan’i Andry Rajoelina nandritra ny lanonana fifampiarahaban’ny samy andrim-panjakana teny Iavoloha ny 09 janoary teo, fa kely loatra ny vola ampidiriny amin’ny kitapom-bolam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
FTT