Actualités

Maritiora Tsaroana hatramin’ny 1971


  • Zoma 08 Febroary 2013

Toy ny isan-taona dia nanatitra voninkazo teo amin’ny tsangambato fahatsiarovana ireo maty vokatry ny tifitra teo Ambohitsirohitra ny 7 febroary 2009 i Alain Ramaroson omaly, hetsika manokana tsy niarahany tamin’ny FAT sy ny AV7.

 Nilaza i Alain Ramaroson fa tokony hatambatra ho iray ny fahatsiarovana ireo maritiora rehetra teto amin’ny firenena fa tsy hatokantokana. Tokony hanambatra hery ihany koa hoy izy ireo fianakaviana niharam-boina ka hangataka amin’ny fitondram-panjakana izay azo hatao amin’izy ireny. Ho an’ny fitondrana vaovao vao hajoro ao anatin’ny Repoblika fahefatra dia nilaza ity mpikambana CST fa hisy ny fangatahana goavana hatao amin’izy ireo mikasika ireo maritiora ireo. Voakasik’izany ireo namoy ny ainy hatramin’ny taona 1971 no ho mankaty efa nahita hetsika noho ny fitiavan-tanindrazana miisa efatra hatramin’ny taona 2009. 

 
Pati
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT