Actualités

Namana ireo tena namana Nohirain’ny tompony teny Amboanjobe


  • Alatsinainy 11 Febroary 2013


 Anisan’ny tonga manokana nanolo-tena teny Amboanjobe ny tarika Tsiakoraka ary tsy nety raha tsy nivetso ny hira “Namana”. Nosiahan’ny Zanak’i Dada tsy hohiraina ilay izy tamin’ny voalohany fa rehefa nohazavain’ny tompony fa “izahay tsy menatra milaza fa anisan’ny Zanak’i Dada” fa haverina amin’ny laoniny iny hira iny izay nalain’ny sasany tsy nifampierana nefa dia nohiraina nivalana tsotra izao imasom-bahoaka. Tsy mba namalan-kira kosa fa niara-niventso ny “Fitiavana mimoza” sy ny “Hiaraka isika” hatramin’ny “Hanaraka anao” … ry Mamy Rakotoarivelo sy Hanitra Razafimanantsoa ary ry Botozaza Pierrot sy Olga Ramalason.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT