- Talata 03 Jolay 2012
Actualités.Jirama «Ho ritra ny rano dia hiasa indray ny solika”, hoy ny tale jeneraly
Amin’ny ankapobeny dia avy amin’ny fampiasana rano no mampandeha ny jiro eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyAmin’ny ankapobeny dia avy amin’ny fampiasana rano no mampandeha ny jiro eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsy misy asa ratsy ! Io no azo ilazana ny zava-misy iainan’ireo tovovavy sy tovolahy kely ao an-drenivohitra Anôsy ao.
Hamaky ny tohinyNa ireo solontenan’ny SEMPAMA avy any amin’ny Faritra toa an’i Boeny, na ny SEMPAMA foibe tarihan-dRaharovoatra Claude dia samy nanao valin-kafatra ho an’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Manoro Régis noho ny fanapahan-keviny “samirery” nanemotra ny datim-panadinana ara-panjakana eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNigadona teo amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny fiandohan’ny tolakandro ny sabotsy 30 jona teo ilay fiaramanidina faharoa, Airbus A340-300, an’ny kaompania Air Madagascar.
Hamaky ny tohinyFimenomenomana ! Izay no re ombieny ombieny eny am-bavan’ireo ray aman-dreny manan-janaka hiatrika fanadinam-panjakana taorian’ny fanambarana nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Manoro Régis, ny zoma 29 jona teo, nanemotra ireo datim-panadinam-panjakana rehetra.
Hamaky ny tohinyMivoatra miandalana ny vaovao mikasika ny “opération” Remenabila tanterahin’iny andia-miaramila manokana nalefa any Befotaka any.
Hamaky ny tohiny