Actualités

Fanamparam-pahefana Notapahin’ilay CT ny toritenin’ny pastera


  • Talata 19 Febroary 2013


Nitsangana izy, nandray micro ary nilaza fa lava loatra ny toritenin’ny pastera ka tokony hajanona sy faranana. Ankona ny iray fiangonana nanaovan’ity mpikambana lahy iray ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita ity azy. Tsy fotoam-pivavahana tsotra anefa izy io fa vavaka farany ho fialantsasatry ny fanahin’ny maty sy ho fampiononana ny fianakaviany, mialoha ny handevenana azy, notanterahina tao amin’ny fiangonana zandriny iray tany SAVA ny sabotsy 09 febroary lasa teo. Na teo aza izany dia tsy nihemotra fa nanohy ny toriteniny ilay pastera. Tetsy an-kilany, nimonomonona sady tezitra ny olona ary nametra-panontaniana hoe : lany olomanga angaha no dia ireny no tendrena CT ?

Nangonin’i JD.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT