- Talata 05 Martsa 2013
Actualités.MAF – kung fu Maneho ny tanjany
Efa ao anatin’ny fanomanana ny fifidianana ny antoko MAF (Madagasikara Afaka) tarihan’i Avoko Rakotoarijaona fantatra amin’ny Maitre Avoko.
Hamaky ny tohinyEfa ao anatin’ny fanomanana ny fifidianana ny antoko MAF (Madagasikara Afaka) tarihan’i Avoko Rakotoarijaona fantatra amin’ny Maitre Avoko.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nanao tohivakana ny fahatongavan’ny fanampiana ho an’ireo traboinan’ny rivodoza “Haruna” any Toliara.
Hamaky ny tohinyNa eo amin’ny sehatry ny fitrandrahana goavana na amin’ireo sokajiana ho fitrandrahana madinika dia azo lazaina ho matiantoka isika raha ny haba sy ny hetra alaina amin’ireo mpitrandraka harena ankibon’ny tany no resahana.
Hamaky ny tohinyMampanahy ny fanambarana nataon’ny Tale jeneralin’ny Tahirimbolam-panjakana Raobimanana Orlando ny sabotsy lasa teo nilaza fa mahatratra 67 miliara Ariary isam-bolana ny fatiantoky ny Tahirimbolam-panjakana.
Hamaky ny tohinyEfa tena miditra lalina ny fanadihadiana ataon’ireo vaomiera manokana natsangana eny anivon’ny parlemanta araka ny filazan’ny mpikambana CST Ramasy Adolphe.
Hamaky ny tohiny