Actualités

BFV-SG Hiverina hitokona ny mpiasa


  • Alatsinainy 04 Martsa 2013


 Tsy nahitana marimaritra iraisana ny dinika eo amin’ireo mpiasan’ny banky BFV-SG sy ny mpitantana ity banky ity na dia teo aza ny fanelanelanana nataon’ny ministeran’ny asa sy ny lalàna sosialy tamin’ny alalan’ny Inspection du Travail. Raha tsiahivina dia nangataka ny hampitomboana ny karamany ireo mpiasa ao amin’ity banky ity satria nahatsapa sy nahita fa nahazo tombony ny orinasa. Tsy nisy mihitsy anefa ny marimaritra iraisana. Fantatra ary fa dia hiroso amin’ny fitokonana indray ireo mpiasan’ity banky ity manerana ny Nosy manomboka rahampitso talata. Fitokonana tsy voafetra io hatomboka rahampitso io, araka ny vaovao.

Nangonin’i Soa

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • Actualités
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT