• Zoma 13 Jolay 2012
Actualités.Mpampianatra mitokona Mpitari-tolon’ny SEMPAMA 265 no ho tapaka karama

Tsy fampitahorana intsony fa tena hilatsaka amin’izay ny sazy ho an’ireo mpampianatra mbola mitokona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2012
Actualités. Raharovoatra Claude “Hery matanjaka indrindra ny SEMPAMA”

«Réquisition»sy ny fanapahana karama arangarangan’ny ministera andaniny, ny fanadinam-panjakana sy ny fitakiana sendikaly miseho ankehitriny ankilany, no nakan’ny Tia Tanindrazana ny hevitry ny mpandrindra nasionalin’ny SEMPAMA, Raharovoatra Claude.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Jolay 2012
Actualités.Studio Mars Nangoron’entana tao Antanimena

Trano mikorontana ambony ambany ! Izay sisa no tazana ao amin’ny trano fandraisam-peon’ny Studio Mars etsy Antanimena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jolay 2012
Actualités.Banky Foiben’i Madagasikara Hampiato asa ny mpiasa

Roso amin’ny fampiatoana asa koa ny mpiasan’ny Banky Foibe. Hanomboka anio izany raha ny loharanom-baovao avy amin’ny SEHMBIOSE, sendikan’ny mpiasan’ny Banky Foiben’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jolay 2012
Actualités.Fampandrian-tany Nalefa any Bongolava ny helikôptera iray

Mirongatra ny asan-dahalo ao Bongolava ao amin’izao fotoana. Ny tapany atsimon’ny Distrikan’i Tsiroanomandidy no tena faritra mena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Jolay 2012
Actualités.Manohitra didy jadona Nidina an-dalambe ireo “dockers”

Nanao filaharambe niainga tao amin’ny foiben’ny Sendikan’ny mpiasa an-dranomasina Malagasy ao Tanambao V, omaly, ireto “dockers” miasa ao amin’ny orinasa SMMC notronin’ireo mpiasa an-dranomasina mivondrona eo anivon’ity Sendika ity, nihazo ny manoloana ny biraon’ny Faritra Atsinanana ary nitokona teo anoloan’ny birao misy ny SMMC Ampasimazava.

Hamaky ny tohiny
FTT