Actualités

Lalan’Antananarivo-Renivohitra Hafangaro tahaka ny kisoa sy ny vorona


  • Alarobia 06 Martsa 2013

Lalan’Antananarivo-Renivohitra Hafangaro tahaka ny kisoa sy ny vorona

 Hafakely tokoa mantsy ny zavatra ataon’ireo mpanatanteraka ny asa eny amin’ireny lalana ireny satria tsy mba ilay fomba taloha manao « tip-top » ka rehefa tara ny lalana dia rakofana tara ihany ary rehefa « pavé » dia halamina amin’ny famerenana vato sy fametrahana fasika ao ambaniny, no ataon’izy ireo fa tena mampifangaro ny zavatra tsy tokony hafangaro mba tsy hilazana ilay fiteny mahazatra hoe : mampifangaro kisoa sy ny vorona ara-bakiteny.

Lalana tara mantsy ankehitriny eto Andrenivohitr’i Madagasikara andalovan’ny vahiny tsy hita noanoa no tampenana vato hatao « pavé » ary amin’izay indray olona tsy dia havanana akory amin’ny fikaliana azy ireny no mipaipaika ny vato ka zary mikintoantoana mampihomehy ilay lalana avy eo (dia tena hoe izay hahatampina ny lavaka fotsiny no atao). Ny asa fanotorana tany sy vatokely ataon-dry Rasiotsioka sy ny namany (mba manomeza kely) aza mbola misosa tsara, hoy ny fanamarihan’ny mpitondra fiara.

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT