• Alarobia 13 Martsa 2013
Actualités.Ady any Mali Saika natao teto Madagasikara

Feno roa volana tamin’ny 11 martsa teo no niadian’ny tafika Frantsay tany Mali. Mitovitovy tamin’ny zava-nisy teto Madagasikara tamin’ny 2009 ny zava-nitranga tany Mali tamin’ny 2012, saingy haingam-piavy kokoa ny ady.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2013
Actualités.Donak'afo : Kodiaran-tsarety

Tsy dia be resaka raha nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety omaly Rtoa Lalao Ravalomanana. Nambarany fa tena mbola mifantoka tanteraka any amin-dreniny marary mafy eny amin’ny hopitaly ny fony sy ny sainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2013
Actualités.Mpianatra Malagasy any Chine Nisy iray maty omaly

Tsy mbola nivaha mandraka ankehitriny ny olana ara-bola mahazo ireo mpianatra Malagasy mandrato fianarana any Chine.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2013
Actualités.Vakinankaratra Mandrahona fitokonana ny Sempama Nosy

Namoaka fanambarana ny Sempama-Nosy Vakinankaratra ny alatsinainy 11 martsa teo mandrahona ny hanao fitokonana raha tsy voavaha ny olan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Martsa 2013
Actualités.Ambatovy Voatery hampiato amin’ny asany ?

Tapitra omaly 12 martsa ny enim-bolana mampanan-kery ilay “permis d’opérer” na fahazoan-dalana nomena ny orinasa Sherritt International Corporation nivoaka ny volana septambra 2012 hahafahany mamokatra sy manondrana ny vokany.

Hamaky ny tohiny
FTT