- Alatsinainy 23 Jolay 2012
Actualités.Raharaha 10 aogositra 1991 Efa madio …
Nikarakara adihevitra manokana, mikasika ny “tsy matimanota, ny famotsoran-keloka ary ny fampihavanam-pirenena” tao Toamasina ny ekipan’ny SeFaFi na Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena nahitana an’Atoa isany Jean Eric Rakotoarisoa, Horace Gatien, Andriamandrato Ralison ary mompera Sylvain Urfer.
Hamaky ny tohiny