• Alarobia 25 Jolay 2012
Actualités.Fisondrotam-bidin’ny jiro “Loza mitatao amin’ny fanjakana”, hoy Ralison Roger

Nihatra tamin’ny faktiora nanomboka tamin’ity volana jolay ity ny fisondrotana 13% amin’ny vidin-jiro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2012
Actualités.Filaharana amin’ny banky Fakampanahy ho an’ny mpanendaka

Tsy andavanandro tsy faran’ny volana fa dia filaharana lava no hita eny amin’ny banky.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2012
Actualités.Foloalindahy malagasy Ahitana fikomiana isan-taona

Nanomboka tamin’ny 2009 dia tsy maintsy misy fikomiana iray isan-taona fara fahakeliny ao amin’ny foloalindahy malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2012
Actualités.Fanapahan-karama Lasibatra hatramin’ny tsy mpitokona

Hagagana ny an’ity renim-pianakaviana mpampianatra any Mahajanga ny sabotsy 21 jolay teo raha tonga nizaha karama volana jolay tany amin’ny banky fa dia niveri-maina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2012
Actualités.Ivato Foana ny lamesa, niato ny sidina

Nikatona ny EKAR Sainte Thérèse Ivato ary dia foana nanaraka izay ny lamesa sy ny korana tokony ho natao tao omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2012
Actualités.Radio Free FM Moana tanteraka

Niato tsy andrenesam-peo nanomboka ny alahady 22 jolay tamin’ny fito ora sy sasany hariva ny radio Free FM, raisina amin’ny onjam-peo 104.2FM.

Hamaky ny tohiny
FTT