Actualités

Port Vohémar Nanjavona ny lavanila 6T saika haondrana


  • Sabotsy 16 Martsa 2013


 Nanjavona tampoka tao amin’ny seranantsambon’i Vohémar ny lavanila 243 baoritra, milanja 6 taonina sy 75kg efa tao anaty kaontenera tokony haondrana any ivelany. Orinasa roa samihafa no tompon’ny entana, ary omaly zoma 15 martsa no tsikaritra ny fahaverezana. Efa tapabolana nijanonana tao an-tseranana ireo lavanila ireo, ary eo ampiandrasana indrindra ny sambo handefasana azy any Hamburg (Alemaina) sy Baltimore (Etazonia) no izao very tampoka izao. Nosokafana avy hatrany ny fanadihadiana hamantarana ny antony sy izay tompon’antoka tamin’ny fahaverezan’ireto entana ireto.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Savorovoro
  • Zoma 09 Oktobra 2026

any anaty Minisitera sasany

  • VOVONANA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

TANTANA

  • FITANTANAN
  • Zoma 09 Oktobra 2026

-DRAHARAHAM-PANJAKANA

  • FAKAN-KEVITRA
  • Zoma 09 Oktobra 2026

NASIONALY HO AN’NY VEHIVAVY

  • ActualitĂ©s
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Salon international de l’Habitat faha-27

  • Fifehezana
  • Zoma 09 Oktobra 2026

ny mekanika fiara

Hijery ny tohiny
FTT