• Alarobia 20 Martsa 2013
Actualités.Fitaterana anabakabaka Tafidi-kizo ny Air Madagascar

Afaka hisidina any Eoropa indray manomboka amin’ity anio ity, rehefa avy nampisalorana ny laharan’ny kaompania Air Atlantique, manana ny foibeny any Islande ilay Airbus A340–300 novidian’ny Air Madagascar tamin’ny Air France.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Martsa 2013
Actualités.Tetikasam-pampandrosoana Maodely no nataon’ny fitondrana Ravalomanana

Mba tena hampisy vokany marina ny asa fampandrosoana sahanin’ny fanjakana dia arindra manomboka izao ny fomba fiasa sy ny tetikasa laharampahamehan’ireo ministera isan-tsokajiny araka ny fivorian’ny teknisianina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Martsa 2013
Actualités.Microsoft Tonga ny vokatra vaovao

Namoaka vokatra vaovao indray ny Microsoft. Nampahafantarina tamim-pomba ofisialy omaly ny fisian’ny vokatra “Office 213” izay natokana ho an’ny orinasa sy ny “Office 365” izay azon’ny mpanjifa rehetra ampiasaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Martsa 2013
Actualités.Pasitera Mailhol Manarina ny fahavoazany

Satria efa manakaiky ny fahatanterahan’ny faminaniana izay efa nambarako ombieny ombieny amin’ilay fametrahana ahy hitondra ny firenena amin’ity taona 2013 ity dia misy manao kajikajy politika hanimbana ny tenako sy ny hoaviko, hoy ny Pasitera Mailhol raha nihaona tamin’ny mpanao gazety vitsivitsy omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Martsa 2013
Actualités.Rakotoarijaona Avoko Lany andro mifanenjika ny mpanao politika

Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra tontosain’ny antoko Madagasikara Afaka. Rehefa nahavita ny afovoany andrefana ahitana an’i Bongolava sy Itasy dia niantsinanana indray ny kandida filoham-pirenena Rakotoarijaona Avoko sy ireo mpiaradia aminy ny faran’ny herinandro teo. Toamasina

Hamaky ny tohiny
FTT