- Talata 02 Aprily 2013
Actualités.HJRA Maro ny fandidiana nofoanana
Tsy mbola mety voavaha foana ny tsy fahampiana rivotra mamelona na “oxygène” ao amin’ny hopitaly HJRA.
Hamaky ny tohinyTsy mbola mety voavaha foana ny tsy fahampiana rivotra mamelona na “oxygène” ao amin’ny hopitaly HJRA.
Hamaky ny tohinyManahy ny maro fa mety ho tonga alohan’ny fotoana ny maitso ahitra amin’ity taona ity. Nisy ny resadresaka nifanaovan’ny Tia Tanindrazana tamin-dRakotovao Andry, mpandraharaha ara-bary sady filohan’ny vovonana mandinika sy mandrindra ny lalam-pihariana vary. Mpitantana ny CMS Anosy boribory koa izy.
Hamaky ny tohinyVita ny fifidianan’ny antenimieran’ny varotra Toamasina ankehitriny. Hifarana ny alarobia 03 aprily izao ny asan’ireo “comite ad’hoc”. Nisy ny resaka nifanaovana tamin’Atoa Mbola Joseph Rajaonah filohan’ny “comite ad’hoc” mikasika ny fahombiazan’izy ireo tao anatin’ny volana vitsy teo anivon’ny CCI Toamasina.
Hamaky ny tohinyFijoroana vavolombelona hafakely, tsy toy ny mahazatra avy amin’ireo voalaza fa Bekotro maroholatra ity taterina aminao an-gazety ity avy amin’ny fandalovan’ny iraka manokan’ny Tia Tanindrazana tany Amboasary Gara anelanelan’i Moramanga sy Ambato.
Hamaky ny tohinyIty tokoa no tonga amin’ilay fitenenana hoe ny lehibe no miady ka ny zaza no voaporiporitra. Mpiasa 3.000 mahery tokoa mantsy no zary tsy an’asa noho ny disadisa misy eo amin’ny orinasa afaka haba Kwok Hing eny Andranomena sy ny First Immo tompon’ny trano nofainy.
Hamaky ny tohinyFandikan-dalàna tsotra izao no natao tamin’ny fanendrena «Administrateurs des services financiers» na ASF miisa 5 tao amin’ny Ministeran’ny tetibola.
Hamaky ny tohiny